|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 sotro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitaovana misy keoka ny atiny ary mivohitra ny ivelany itondrana ny vary na ny rano any am-bava: Misy sotro vy, misy sotro hazo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a spoon
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 cuillère
[1.3, 1.8] 6 Sens général : cuillère. À l'origine on prenait les liquides tout simplement avec certaines feuilles de forme appropriée qu'on jetait après leur emploi. 7 Quand on a commencé à tailler des cuillères en bois, on a précisé sotro-ravina pour les feuilles ainsi employées. 8 Cette pratique est tombée en désuétude [1.196] |
| Ohatra |
9 Rehefa nitatao vovonana ny andro, dia tafaverina izy mianaka, ka samy navesatra nitondra fotsimbary sy vilany ary vilia sy sotro
[2.324]
10 Dia mandray sotro ilay vangiana ary mihinana. [2.472] |
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 12 sotro |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 Fitelemana rano na ranon-javatra; goka; fitrohana rano amin' ny vava ka atelina: Ataovy toy ny sotro ranon' akoho: ny kely azo iandrandrana
15 enti-milaza ny tokony hankasitrahana an' Andriamanitra amin' izay soa omeny, na dia kely aza [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 action de boire
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 29 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 30 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 31 sotro |
| Sokajin-teny | 32 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
33 appellation botanique: Phylloxylon
[2.612] 34 Nom des bois durs mais à grain fin dans lesquels on taille des cuillères. 35 Plus spécialement un phylloxylon (Fabaceae) [Sakalava] [1.196] |
| Voambolana | 36 Haizavamaniry: hazo |
| Tovy hevitra | 37 harahara, tsiavango, voafatra |
| Fivaditsoratra | 38 rotso, sotro |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|