Entrée fisotro (sotro)
Partie du discours nom ou adjectif
Définition malgache Fomba entina misotro: Ataovy fisotro ranon'akoho ka ny kely azo andrandraina.
¶ Zavatra sotroina: Fadio ny fisotro mahamamo.
¶ Azo sotroina: Tsy fisotro ny rano amin'itỳ fantsakana itỳ [Rajemisa 1985]
Citations 

Mis à jour le 2012/12/04