|
|
|
|

Teny iditra1 fisotroana
Fototeny  2sotro
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitelemana rano, fitrohana rano amin'ny vava alohan'ny hitelemana azy: Ataovy miadana ny fisotroanao rano sao kofona ianao. . [1.1]

Fivaditsoratra  5 anatsofory, 6 fanatorosy, 7 fisotroana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12