Entrée mitohoka (tohoka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Voatohan' ny fefy ka mihandrona, be rano: Efa mitohoka ny rano amin' ny tanimbarinao ~ Nitohoka ny fiarakodia teo Analakely ka saika tsy tafavoaka izahay
¶ Miavovona betsaka: Kitay re izao mitohoka ao am-patana izao! [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to be placed with the end against something; to be stopped at a barrier [Hallanger 1973]
Définition française être placé avec le bout contre quelque chose; être arrêté par une barrière [Hallanger 1974]
Morphologie 
mitohoka
nitohoka
hitohoka
mitohofa
Exemples Nony inona, avy dia nitohoka ny kaopy teny an-tanany ka may ihany koa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 39]

Mis à jour le 2013/05/22