Entrée maty fahana (faty, fahana)
Partie du discours locution
Définition malgache fiteny amin' ny basy na tafondro tsy mipoaka, na amin' ny fanambadiana izay tapaka ny fatorana nampikambana ny mpivady [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise used of a gun that has missed fire; or of an intended marriage broken off. [Richardson 1885]

Mis à jour le 2020/07/31