Entrée tsy maty tsy akory fa mbola matory (faty, akory, mbola, tory)
Partie du discours locution
Définition malgache ilazana ny olomalala na ny olomanga izay tsy miala ao am-po ny fahatsiarovana azy na dia efa maty aza, na noho ny fitiavana azy be dia be na noho ny asa makadiry vitany [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2012/07/23