Entrée | 1 akory |
Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 [1.78] [Betsileo]
Manao ahoana!, Salama! (fiarahabana): Akory kae (ahoana? , nahoana?) 4 [1.1] Fanontaniana toetoe-javatra: Akory ianao: manao ahoana ianao? |
Explications en anglais |
5 [1.2] how! How great! as, akory lahy ny fahabetsahan' ny olona! How numerous are the people! 6 [1.7] how is that? |
Explications en français |
7 [1.3#16, 1.8] comment? combien! akory ianao? comment allez-vous? 8 [1.405] [Sakalava-Mayotte] [akôry] comment? demander à une personne comment elle se porte |
Mots composés |
|
Anagrammes | 23 akory, aorik, aroky, irako, iroka, kirao, koria, okari, oraky, orika, raiko, raoky, rikao, rokia |
Mis à jour le 2023/04/23 |