|
|
|
|

Teny iditra1 tenin' ny maty an-drano
Singan-teny  2teny, 3maty, 4rano
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6tenin' olona mampanantena zavatra be eo amin' ny loza mahazo azy, nefa tsy tanterahiny rehefa afa-doza izy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12