Mots composés (139) |
1 ady am-panarahana 2 ady am-parimbona 3 ady am-pitaka 4 ady anaty akata 5 ady an-kahendrena 6 ady an-keriny 7 ady ankoany 8 ady an-kotroka 9 ady anoano 10 ady an' ohatra 11 ady an-tarana 12 ady an-trano 13 ady antsanga 14 ady an-tsena 15 adibaolina 16 ady baolina 17 ady basy aman-defona 18 ady fady 19 ady fanjakana 20 ady fo 21 ady fomba 22 ady fombo 23 ady fom-pananana 24 ady gegehina 25 ady gehina 26 adiheloka 27 ady heloka 28 ady hevitra 29 ady hihy 30 ady jery 31 ady kale 32 ady karajia 33 ady laharana 34 adilahy 35 ady lahy 36 ady lefona ny fetra 37 ady lehibe 38 ady loha 39 ady lojika 40 ady lona 41 ady lova 42 ady madio 43 ady mafana 44 ady maloto 45 ady mangotraka 46 adim-baventy 47 adim-behivavy |
48 ady mihavana 49 ady milongo 50 ady mira 51 ady mitovy 52 adim-pamantaranandro 53 adim-panahy 54 adim-panambadiana 55 adim-piainana 56 adim-pirenena 57 adim-pirimbona 58 adin' akoholahy 59 adin' akoholahy fantàka 60 adin' andriana 61 adin' ankizy 62 adin-drenikisoa 63 adin-dreniomby 64 adin' ny mpivady 65 adin' ombalahy 66 adin-tsakalava 67 adin-tsaranga 68 adin-tsekoly 69 adin-tsikidindrano 70 adirafitra 71 ady ratsy 72 ady resaka 73 adirima 74 adirimbona 75 ady rivotra 76 ady rombaka 77 ady sahala 78 ady samby etsaka 79 ady samy irery 80 ady samy te-hanana 81 adisarimbona 82 ady saritaka 83 ady seza 84 ady tezitra 85 ady trosa 86 ady tsy ahi-mahatratra 87 ady tsy arisika 88 ady tsy atreka 89 ady tsy efa 90 ady tsy gegehina 91 ady tsy gehina 92 ady tsirambina 93 ady tsy tra-mahahery vava 94 ady tsy vinitra |
95 ady vangana 96 adivarotra 97 ady varotra 98 ady vava 99 ady vidiana 100 ady vody telo 101 ady volom-balala 102 ady voninahitra 103 ady zoro 104 afaka ady 105 afak-ady 106 fara ady 107 haiady 108 inona no ady eo? 109 kitozan' ady 110 lazon' ady 111 liana ady 112 lokanady 113 mafy ady 114 mahery an' ady 115 maivana ady 116 mamelona ady 117 manao ady fiady 118 manarina ady 119 mandrafitra ady 120 mandranto ady 121 mihantsy ady 122 mila ady 123 miranto ady 124 mitoha ady 125 mitsoaka ady 126 mpikarama an' ady 127 paika ady heloka 128 paikady 129 rafitra ady 130 rafitrady 131 raikitra ady 132 rantsam-pitsarana adim-barotra 133 rantsam-pitsarana adinasa 134 rantsam-pitsarana aditany bôrina 135 sovok' ady 136 tetik' ady 137 valin' ady 138 vava ady 139 velona ady |
Titres (1) |
140 Ady anaty |
![]() |