|
|
|
|

Teny iditra1  ady an-trano
Singan-teny  2 ady, 3 trano
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fifamelezan' ny samy iray firenena na iray fianakaviana [1.1]
6 ady mitam-piadiana ao amin'ny firenena iray ka mampifanandrina antokon'olona roa na maromaro [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7 [trano, a house.] Civil war; legal disputes between members of the same tribe or household. Pronounced ady an-drano. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 guerre civile [1.13]
Ohatra  9  be ny ady an-trano taloha (les guerres civiles étaient fréquentes autrefois) [1.3]

Fivaditsoratra  ady an-trano, 10 itandroana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12