|
|
|
|

Teny iditra1  ady baolina
Singan-teny  2 ady, 3 baolina
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny frantsay  5 match [1.5]
Ohatra  6  Tena zavatra izay adibaolina hitanay teny an-drenivohitra izay. [2.332#98]
7  Mahafinaritra ahy lavitra ny vaovao momba ny fanatanjahan-tena sy ny ady baolina [2.332#61]
Voambolana  8  Fanatanjahan-tena
Tsipelina hafa  9 adibaolina

Fivaditsoratra  10 adibaolina, ady baolina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12