|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 valin' ady |
| Singan-teny | 2 valy, 3 ady |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 fanarenana ny faharesena an' ady
[1.1] |
| Ohatra |
6 Nanao valinady ny Tanala ka nenjehiny sy nasiany ny tafika merina nody.
[2.508#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|