|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 valy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Setry: Valin' ny fiakarana ny fidinana
4 Setrin' ny taratasy nalefa na ny fanontaniana natao: Nandefa taratasy tany amin-dRakoto aho nefa tsy naharay valiny hatramin' izao / Ataovy mazava tsara ny valin-teninao 5 Tody: Mbola hisy valiny izao fampijalianao zanak' olona izao 6 Zavatra atao ao ambadiky ny zavatra hafa iray: Misy valy tafo ny tranonay [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 réponse à une question, à une lettre, réplique
8 figuré: la pareille, la revanche, la vengeance, la punition, le châtiment, la récompense [1.3#806] |
| Ohatra |
9 Tsy mbola nahazo valy taminy aho (Je n'ai pas encore obtenu de lui une réponse, une récompense)
[1.3#806]
10 Valin' ny nataonao izany fahoriana izany (Ces souffrances sont une punition de ce que vous avez fait) [1.3#806] 11 Valin’ ny fahazotoanao ity boky ity (Ce livre vous est donné en récompense de votre application) [1.3#806] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 33 famerenana, setry, tsimbalivaly |
| Kamban-teny rehetra | 34 Fikambanana 17 amin' io teny io |
| Ohabolana | 35 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 36 valy |
| Sokajin-teny | 37 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
38 vady
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 41 Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 42 lavy, valy, 43 vila |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|