Entrée famerenana (verina)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanaovana indray: Noho ny fangatahan' ny be sy ny maro, dia hanao famerenana ilay fampisehoana "Sangy mahery" ny mpilalao
¶ Kado na fahafoizana omen' ny tompon-trosa na ny mpivarotra [Rajemisa 1985]
Explications en anglais [Rel. s. from mamerina (verina).] A gift or present returned to a person on paying money; luck. [Richardson 1885]
Explications en français Cadeau ou remise faite par un créancier ou par un marchand [Abinal 1888 page 141]
 L’action de rendre, de rapporter, de redire, de ramener, le temps, le lieu [Abinal 1888 page 828]
 rappel [SLP 1986]
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Natomboka tany am-pianarana ny famerenana azy tsy jerena. [Rakotozafy: Ratsimba, page 11]
2efa misy famintinana sy fanontaniana hahamora ny fitadiavana sy ny famerenana; [Fagereng: Tantara, page 3]
3ny fanovàna ny fepetra mikasika ny famerenana trosan' haba amin' ny tataom-bidy. [Fanjakana: Hitsivolana 2018-001]

Mis à jour le 2021/01/24