|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mahavaly
Fototeny  2 valy
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 qui peut répondre, rendre la pareille [1.3]
Ohatra  5  Koa mahavaly tanteraka ny fitondrantena koa ve ny tody? [2.296#72]
6  Fa Ilaidama, hono hoe, Andriana mahavaly fitia toa an' Imboasalama. [2.528#39]
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)9  mahavaly
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11 (nom relevé par Hugon en 1818). Même étymologie que mahavalia « Arbre dont les feuilles viennent six par six par bouquets elles sont cordiales et sentent bon » (Hugon). Non retrouvé. [Tanosy] [1.196]
Voambolana  12  Haizavamaniry

Teny iditra (3/3)13  Mahavaly
Sokajin-teny  14  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [ramahavaly] [1.2]
15 The name of one of the old idols. [Ramahavaly]
Fanazavàna teny frantsay  [ramahavaly] [1.3]
16 idole célèbre du pays (autrefois);
17 le dieu des serpents, qui envoyait les serpents [Ramahavaly]
18 nom d'une idole honorée comme fétiche national
19 sous l'ancien royaume hova, à l'égal
20 d'Ikelimalaza,
21 Rafantaka,
22 Imanjakatsiroa.
23 Ce fétiche royal, qu'on portait à la guerre,
24 était réputé pouvoir défendre contre le sort
25 ou les maléfices jetés par l'ennemi,
26 d'où son nom qui signifie "qui peut donner
27 la réplique". Il fut détruit par le feu à
28 Ambohitany le 9 septembre 1869 sur les ordres
29 de Ranavalona II. [1.11]
30 (« Celle qui peut répondre » ou « rendre la pareille »). Une des principales idoles royales. Voir Tantaran'ny Andriana vol. 1er, p. 333-335 (Tananarive, 1974). Les serpents étaient ses animaux familiers. Son mpitahiry vendait les ody ou talismans contre les crocodiles. [Merina] [1.196]
Ohatra  31  tsy tia' ny Kelimalaza sy mahavaly [2.48]
Voambolana  32  Finoana
Tsipelina hafa  33 ramahavaly, ramahavaly
Teny nalaina  34  Soratra misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  35  Ny sampy taloha

Fivaditsoratra  Mahavaly, mahavaly, 36 mihalava

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21