Entrée vinaly (valy)
Partie du discours participe passé
Explications en malgache (misy tsofoka in) Voavaly, valiana, omena valiny: Tsy novinaliny ny fanontaniako fa nandeha amin' izao izy ~ Raha tsy vinaliko ny soa nataonao, ho valian' Andriamanitra [1.1]
Explications en français à qui ou à quoi on a répondu, à qui on a rendu la pareille [1.3]
Morphologie 
Présent : vinaly, vinaliko, vinalinao, vinaliny, vinalintsika, vinalinay, vinalinareo, vinalin', vinalin-, vinalim-
Passé : novinaly, novinaliko, novinalinao, novinaliny, novinalintsika, novinalinay, novinalinareo, novinalin', novinalin-, novinalim-
Futur : hovinaly, hovinaliko, hovinalinao, hovinaliny, hovinalintsika, hovinalinay, hovinalinareo, hovinalin', hovinalin-, hovinalim-
Synonymes voavaly

Entrée viñaly
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka] renianaka [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20