Entrée vady
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Ny iray amin' ireo olona roa (lahy sy vavy) mikambana araka ny fanambadiana: Lasa nandranto ny vadin-dRamatoa Rasoa. (Matetika, indrindra taloha, ny vehivavy voahataka, voatitra vodiondry, nampakarina no natao hoe vady, fa raha tsy vita araka ireo dia sakaiza, na ranitra, na vazo, na saingy, na tokantranomaso)
Mitovy hevitra: andefimandry ~ anjara ~ anjara tokantrano ~ namana ~ taolan-tehezana ~ tokantrano
Explications en anglais  [Hallanger 1973] a spouse
Explications en français  [Abinal 1888 page 797, Hallanger 1974] époux, épouse
Vocabulaire 
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Exemples  [Andraina: I Vola, page 9] Izy mianaka angaha no vady aman-janakao?
Citations 
Articles 

Entrée vady
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Ny singany amin' ny zavatra iray lomisy na iray aman' olona: Nankaiza ny vadin' ity kiraro ity?
¶ Iray amin' ny zavatra fahita na fampiasa miaraka mandrakariva tahaka ny mifameno, toy ny savily sy ny lahintsavily
Mitovy hevitra: andefimandry ~ anjara ~ anjara tokantrano ~ namana ~ taolan-tehezana ~ tokantrano
Explications en anglais  [Hallanger 1973] one of a pair
Explications en français  [Abinal 1888 page 797] ce qui fait la paire, le pendant, mâle et femelle, se dit des animaux, des plantes, des outils, des choses qui se complètent l’une par l’autre, qui vont l’une avec l’autre, comme le gond avec la penture, la mortaise et le tenon
  [Hallanger 1974] ¶ l'un d'une paire
Dérivations 
Mots composés, titres, noms 
Citations 

Mis à jour le 2022/07/30