Entrée andefimandry (ana, lefitra, mandry)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Ny vady marina aradalàna, mifanohitra amin' ny vazo na sakaiza
Explications en anglais  [Richardson 1885] A bed-fellow; a wife; the one lying on the inner side of the bed or mat.
  [Hallanger 1973] a wife
Explications en français  [Hallanger 1974] épouse, conjoint
Vocabulaire 
Exemples  [Rahajarizafy: Kabary] Na zanaka nateraka aza, hoy ny fihorakoraky ny ambanilanitra, na vady andefimandry aza: raha mitady hana-ratsy ity tany ity, tsy ianao no mamono azy fa ny lalàna, ka laninay ambaniandro!
Citations 

Mis à jour le 2021/11/20