|
|
|
|

Teny iditra 1  andefitra
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny sisin' ny fandriana na ny farafara manaraka ny rindrina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 [root lefitra.] On the further side of the bed; close to the wall. [1.2]
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how andefitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04