Entrée mifanambady (vady)
Partie du discours verbe actif
Exemples 
1Hifanambady anaka hono izy roa lahy ireo, fa ny iray manana zanaka lahy ary ny iray manana zanaka vavy. [2.298]
2Raha mifanambady ny andevo samy hafa tompo dia ny tompon' ny vavy no tompon' ny zaza aterak' izy mivady. [2.508]
Morphologie 
Présent : mifanambady, mifanambadin', mifanambadin-, mifanambadim-
Passé : nifanambady, nifanambadin', nifanambadin-, nifanambadim-
Futur : hifanambady, hifanambadin', hifanambadin-, hifanambadim-

Mis à jour le 2023/02/21