|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fanambady |
| Fototeny | 2 vady |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fomba entina manambady
5 Azo alaina ho vady: Taranak' olona tsy fanambady ireny [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Manière d’épouser
7 Qui est digne d'être épousé [1.3#797] |
| Ohatra |
8 Hataoko ahoana ny ho fanambady ny zanak' olona amin' ity karama-miaramila?
[2.471#33]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|