Entrée mivady (vady)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] milely
  [Rajemisa 1985] Miray
¶ Miaraka na mivelona toy ny mpivady: Olona mivady ireny fa tsy mianadahy akory
¶ Enti-milaza olona iray sy ny vadiny: Lasa any an-tsena ry Rainikoto mivady
Explications en français  [Abinal 1888] Être mari et femme: Tonga Rainipatsa mivady (Rainipatsa est arrivé avec sa femme)
  [SLP 1986] s'accoupler, se marier
Morphologie 
mivady
nivady
hivady
mivadia
Citations 

Entrée mivady (vady)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Miara-droa, lomisy: Nividy kiraro telo mivady izy tamin' ny Krismasy
¶ Tsara miaraka: Mivady tsara lahy ny palitao sy pataloanao ireny
Explications en français  [Abinal 1888] Être par couple, par paire, avoir son complément, son pendant, son pareil, son semblable: Venty sy kirobo no nividianako ireo bitro mivady ireo (Ce couple de lapins m'a coûté deux francs) ~ Tsy mivady tsara ireo kavina ireo (Ces pendants d'oreilles ne sont pas bien pareils)
Morphologie 
mivady
nivady
hivady

Mis à jour le 2020/07/31