|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  namana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 vady [Tambahoaka, Sihanaka, Tanala] [1.78]
4 andefimandry [Tanala] [1.78]
5 Olona miara-dava amin' ny tena noho ny fifankahazoan-tsaina sy fitovian-toetra: Namana tsy mahafoy an-dRabe Rakoto
6 Ny olona manodidina anao na ny olombelona hafa rehetra: Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao
7 Enti-milaza ny iray amin' ireo zavatra mandeha roa lalandava, na lomisy: Ny kofehy no naman' ny fanjaitra / Tsy hitako ny nalehan' ny naman' ity kiraro ity
8 Mitovy, azo alahatra amy..., azo heverina ho toy ny...: Ny manafina zavatr' olona, hono, naman' ny mangalatra / Tonga tsy miarahaba naman' ny tezitra, lasa tsy manao veloma naman' ny sosotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 a companion, a partner, a comrade, a neighbour. See sakaiza, havana. [1.2]
10 a companion, a neighbor; an accomplice;
11 a thing that belongs with something else,
12 as one of a pair [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 compagnon [1.3#449, 1.8]
14 Prochain, complice; ce qui fait la paire, ce qui va avec d’autres, ce qui est uni avec d'autres objets [1.3#449]
15 voisin; comparse;
16 une chose qui va avec une autre,
17 comme l'un d'une paire, partenaire [1.8]
Ohatra  18  Nigagana ny fahanginana ny namana. [2.270#]
19  Misy ny olona dia , saro-tiana sy tsy matoky namana! [2.4#]
20  Nahoana ise no tsy te hanatri-maso ity namana fahiny? [2.895#]
Sampanteny 
Anarana :
Kamban-teny rehetra  22  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)24  Namàna
Sokajin-teny  25  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  26 Naaman [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  27 Naaman [2.996]
Voambolana  28  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  29 Toko sy andininy momba Namàna

Fivaditsoratra  30 manàna, mañaña, manana, mañana, Manana, Namàna, namana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21