|
|
|
|

Teny iditra1 mpivady
Fototeny  2vady
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4Les époux. [1.3#797]
Ohatra  5 Resaky ny mpivady efa nisaraka. [2.69#217]
6 Fa ireto mpivady vao, iza moa izy ireo? [1.369#]
7 Nofafazany rano tamin' izay ireo mpivady. [2.442#83]
Voambolana  8 Fifandraisana: fianakaviana
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02