Entrée tokantrano (tokana, trano)
Partie du discours nom
Définition malgache Ny trano iveloman' ny mpivady mitokana tsy miaraka amin' ny ray aman-dreny na ny havana; vady
¶ Izay rehetra mikasika ny trano: forongo amam-panaka, ny asa aman-draharaha fanao ao [Rajemisa 1985]
Définition anglaise household stuff; the household; house-keeping [Richardson 1885]
 a household; a wife [Hallanger 1973]
Définition française tout ce qui constitue l'ameublement d'un ménage [Abinal 1888]
 ménage; épouse [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Morphologie 
tokantrano
tokantranoko
tokantranonao
tokantranony
tokantranontsika
tokantranonay
tokantranonareo
tokantranon'
tokantranon-
tokantranom-
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Efa nahazo tokantrano izy [Rajemisa 1985]
2Mivoaka lava io vehivavy io fa tsy mikarakara ny tokantranony [Rajemisa 1985]
3manao tokantrano imaso amim-Bazaha i Bola. [Andriamalala: Ranomasina, page 67]
4Sambatra sy tsara vintana amin' izay tokantrano ny azy! [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 101]
Citations 

2014/08/28