Entrée famaly (valy)
Partie du discours nom ou adjectif
Explications en malgache Fomba entina mamaly
¶ Fanomezana valin-teny tsy amim-panajana: Aza be famaly eo ianao
¶ Azo valiana: Tsy mba famaly ny ray aman-dreny [Rajemisa 1985]
Explications en français ce qu'on peut répondre
¶ manière de répondre [Abinal 1888]
Morphologie 
famaly
famaliko
famalinao
famaliny
famalintsika
famalinay
famalinareo
famalin'
famalin-
famalim-
-pamaly
-pamaliko
-pamalinao
-pamaliny
-pamalintsika
-pamalinay
-pamalinareo
-pamalin'
-pamalin-
-pamalim-
Exemples Folo taona ve izay, Randrianaivo e? hoy ny famaliny ny teniny, sady niondrika kely izy nanamboatra ny patalohany tsy ho tratry ny ando [Rajohanesa: Kintana]

Mis à jour le 2020/07/31