|
|
|
|

Teny iditra1  ady heloka
Singan-teny  2 ady, 3 heloka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilazana ny antokom-pitsarana mitsara momba ny heloka (ny mifanohitra aminy dia ny ady madio) [1.1]
Tsipelina hafa  6 adiheloka

Fivaditsoratra  7 adiheloka, ady heloka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11