|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  heloka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Olikolika, fiolikolehana: Misy heloka betsaka ity renirano ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 crookedness [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 courbure [1.8]
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 12 amin' io teny io
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)11  heloka
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 Fandikana ny lalàn' ny Nahary na ny fitsipiky ny fitondram-panjakana; hadisoana lehibe: Heloka bevava no vitany
14 Sazy, noho ny hadisoana lehibe vita: Manefa ny helony any am-ponja izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 perversity, crime, guilt, offence, injury, sin. [1.2]
16 guilt; condemnation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 faute, culpabilité; condamnation [1.8]
Ohatra  18  Ny heloka roambinifolo mahafaty [2.508#]
19  Ary izay heloka nahafaty aza izao [2.59#]
20  heloka lehibe raha tsy manao izany [2.649#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Mpamaritra :
Voambolana  26  Lalàna
Kamban-teny rehetra  27  Fikambanana 11 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)28  heloka
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny frantsay  30 colère [Tankarana] [1.19]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Voambolana  32  Ontam-po
Tsipelina hafa  33 eloke, eloko

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09