Entrée tetik' ady
Mots élémentaires tetika ; ady
Partie du discours locution
Explications en malgache Tetika atao mba hahombiazana amin' ny ady; hevitra voalamin' ny mpitari-tafika ho enti-mandresy ny fahavalo [1.1]
Explications en français Stratégie [1.5]
Exemples 
1Dia nipetraka nanoko hevitra sy nanao tetik'ady aloha izy, fa tsy nandroso intsony. [2.324]
2Ary araka izany no nampandriany ny tetik' ady. [2.472]
Synonymes paik' ady

Mis à jour le 2023/06/12