Entrée | lokanady | |
Mots élémentaires | loka ; ady | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Dina na fanekena nifanaovan' ny miaramila hiady na hiantafika fahizay. (Anisan' ny lokanady nalaza fahiny ilay fepetra iray mitaky "ny fandoram-belona izay miamboho lehilahy", izany hoe miverina ilalana mandositra ny fahavalo; azo heverina fa hatramin' izay no nahatonga ny fitenenana hoe "aleo mandroso ho faty toy izay miverin-ko may") [1.1] | |
Mis à jour le 2023/08/01 |