|
|
|
|

Teny iditra1  ady saritaka
Singan-teny  2 ady, 3 saritaka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ady mikorontana, mifanjevo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 combat dans la confusion [1.5]
Ohatra  7  Ary rahefa velona ny ady saritaka, miditra amin' ny tsatsi-benitra ialahy. [2.472]
8  Tsy dia mahatahotra akory ny mahita izany toa ady saritaka madinika sy ady vaventy mitalakotroka izany. [2.643]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07