Entrée | 1 adirafitra |
Mots élémentaires | 2 ady, 3 rafitra |
Partie du discours | 4 nom |
Explications en malgache |
5 [ady rafitra]
famitranana ny rafitra [1.1] 6 fanambarana singan-javatra roa na maromaro [1.13] |
Explications en français |
7 assemblage, montage [1.13] |
Exemples |
8 Ny an-dRalahy malama tsara ny hazo ary mahitsy tsara na dian-tsofa, na diam-bakona, mikatona tsy ahitana hirika ny adirafitra.
[2.332]
|
Autres orthographes | 9 adyrafitra |
Anagrammes | 10 adirafitra, 11 rafitra ady |
Mis à jour le 2025/10/11 |
![]() |