Entrée taitra
Partie du discours adjectif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Tsy matory intsony, efa mifoha na mahatsiaro: Tamin' ny dimy aho dia taitra aninaraina
¶ Mivadipo, mirongatra tampoka eo am-pahitana zavatra mahatsiravina, na fandrenesana loza tsy nampoizina: Taitra aho nahita ilay aloka nivoaka avy tao anaty kirihitra ka nanitsy nankeny amiko ~ Taitra Rakoto nandre ny vadiny voadonan' ny fiarakodia
Mitovy hevitra: ankona ~ hendratra ~ kehana ~ mamaky takotra ~ miantsambotra ~ midobodoboka ~ mientana iray ihany ~ mikopapaka ~ mikoropaka ~ miontana ~ mirongatra ~ misarongatra ~ mitsamboatra ~ mivadi-po ~ tsy maharay tena ~ vahotra ~ varahontsana
Explications en anglais  [Hallanger 1973] startled, shocked
Explications en français  [Abinal 1888] surpris, épouvanté subitement, saisi par la peur
  [Hallanger 1974] surpris, choqué
Dérivations 
Morphologie 
taitra
taitran'
tai-
Mots composés, titres, noms 
 
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31