|
|
|
|

Teny iditra1 tairina
Fototeny  2taitra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Fohazina: Aza tairina ny ankizy fa mbola maizina.
5Ampitahorina tampoka, ampivadihim-po: Notairiny aho ka nivadika iray ihany ny foko.
6Tabaina tampoka, ka matahotra na vaky mandositra: Aza tairinao ny ombinay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to be startled, to be shocked. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8qu'on surprend, qu'on choque, éveille. [1.8]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 itarina, 15 riatina, 16 tairina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02