Entrée mirongatra (rongatra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Miseho indray miaraka (enti-milaza indrindra ny aretina misy votrovotro, toy ny kitrotro, bonibony): Nirongatra anikeheo ny kitrotron' i Bao kely
¶ Mandositra mamaky vala: Nirongatra ny ombin-dRakoto halina
Mitovy hevitra: mandrongatra
Explications en anglais  [Hallanger 1973] to rush out in a mass or a crowd
Explications en français  [Hallanger 1974] se montrer ou sortir tous à la fois
Morphologie 
mirongatra
nirongatra
hirongatra
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31