|
|
|
|

Teny iditra1  tinaitra
Fototeny  2 taitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tairina, fohazina: Notinaitran' ny poa-basy ny zaza
5 Voatampoka, gaga: Tinaitran' ilay vaovao i dada ka nandraiki-narary [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 surpris, effrayé subitement [1.3#648]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Tovy hevitra  10 voataitra

Fivaditsoratra  11 taritina, tinaitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12