Entrée | fanaitra (taitra) | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Azo tairina: Tsy mba fanaitra ny olona bevohoka [1.1] | |
Explications en français | Celui qu’on peut surprendre, manière de surprendre [1.3] | |
Exemples | Pohina mafy amin'ny zava-tsy zakany Fomba fanaitra ny mpihaino hampikoa nahiny azy.
[2.298] | |
Entrée | fanaitra | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fomba entina manaitra na mampitahotra tampoka [1.1] | |
Explications en français | Stimulus [1.13] | |
Anagrammes |
Mis à jour le 2023/01/06 |
![]() |