Entrée | vahotra | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Mionkina ny hozatra ka tsy mahahetsika, na noho ny hatsiaka na noho ny hatairana: Amin' izao fahalasanan' ny havana tampoka izao, vahotra ny lela. [1.1] | |
Explications en anglais | Benumbed Perplexed [1.7] | |
Explications en français | Engourdi Confus [1.3, 1.8] | |
Transi, crispé par le froid Fig. stupéfié, saisi de crainte, troublé, embarrassé, confus [1.3] | ||
Exemples | nefa voafatotra ny saiko, ary vahotra ny tanako, ka tsy naharaka ny fihetsehan'ny foko.
[2.324] | |
Dérivés |
| |
Mis à jour le 2020/07/31 |