Entrée miontana (ontana)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mihendratra, mientana, taitra tampoka (ny fo): Niontana iray ihany ny fony noho ny tahotra. Mason-tanora mirangany anay / ka mifenifeny ny hahazo / Fon-jatovo miontana / ka miharana ny mba hotanana. (Rajaonah Tselatra) [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to startle, to start up. [Richardson 1885]
Explications en français tressaillir, être ému subitement: Miontana iray hiany ny foko (J'en suis tout ému) [Abinal 1888]
Morphologie 
miontana
niontana
hiontana

Mis à jour le 2020/07/31