Entrée hatairana (taitra)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fihetseham-po mahita na mandre zavatra tampoka tsy nampoizina: Mifoha amim-pahatairana
¶ Fivadiham-po: Tsy hita holazaina ny fahatairako nahita ilay ombalahy be tandroka roa metatra teo anoloako [Rajemisa 1985]
Synonymes fahatairana

Mis à jour le 2020/07/31