|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 hendratra |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Taitra ka mitraka tampoka ny loha, mientana, miantsambotra: Hendratra izy nahita ilay hazavana teo ambony lohany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4startled, twitching.
[1.2, 1.7] 5starting. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6saisi de frayeur, soubresaut.
[Tankarana]
7très content (par exemple de recevoir un ami).. [1.19] 8qui tressaille. [1.8] |
| Ohatra |
9 hoy Zaka hendratra.
[2.5#71]
10 Hoy aho hendratra kely. [2.944#] 11 hendratra izy sady tafatsangana niaraka tamin' izay. [2.643#165] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 20hendraka |
| Kamban-teny rehetra | 21hendratra dia hendratra |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 23 hendratra |
| Sokajin-teny | 24 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
25(sens général : qui fait sursauter, très saillir).
26Macarisia pyramidata Thouars (Rhizophoraceae). 27Bois brûlant sans fumée quand il est bien sec. 28Les pêcheurs le recherchent pour faire des torches en vue de la pêche au lamparo. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Voambolana | 29 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Teny iditra (3/3) | 30 hendratra |
| Sokajin-teny | 31 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
32(de hena : aliment, viande ; et ratra : égratignures).
33Carissa madagascariensis Thouars (Apocynaceae). 34Le calac de Madagascar. 35Ses fruits savoureux sont recherchés. 36Mais l'arbuste est épineux et provoque souvent des égratignures.. [Betsimisaraka] [1.196] |
| Voambolana | 37 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 38 hendratra, 39 Hetran-drà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|