|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ratra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fery, fiendahan' ny hoditra sy loaka amin' ny nofo noho ny rangotra na zava-maranitra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a wound, an injury
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 blessure
[1.8] |
| Ohatra |
6 Tao amin'ny lohany no misy ratra nampiseho fa voan'ny langilangy izy, nefa mbola nisy nitepo ihany ny am-bavafony.
[2.324]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 22 Fahasalamana |
| Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | ratra, 24 trarà |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|