|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mandratra
Fototeny  2 ratra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 manimba [Tambahoaka, Tanala] [1.78]
5 Manisy na mamely olona amin-java-maranitra ka mahatonga azy hanana fery: Esory io vy maranitra io sao mandratra ny zanakao
6 Mampitondra alahelo: Nanao teny nandratra ny fony ianao
7 Mahatonga fahavoazana, mampahita loza, mamohehatra, mampidi-doza: Tandremo fandrao mandratra anao io ady any amin' ny fitsarana io
8 Manimba, mahatonga fatiantoka: Nanahy ihany izy sao handratra azy ilay vahiny nampiantranoiny tao aminy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to hurt, to wound, to injure [1.2#504]
Fanazavàna teny frantsay  10 blesser, meurtrir, déchirer, égratigner:
11 Esory ireo hazo ireo, sao mandratra (Enlevez ces bois, de peur qu'ils ne blessent quelqu'un)
12 gâter des fruits, déparer quelque chose
13 Figuré: exposer à un malheur: Tandremo fandrao mandratra anareo io ady io (Prenez garde que ce procès ne vous soit funeste) [1.3#515]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Teny iditra (2/2)19  mandratrà
Fototeny  20 ratra
Sokajin-teny  21  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandratra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#515]

Fivaditsoratra  mandratrà, mandratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21