|
|
|
|

Teny iditra1  fandratrana
Fototeny  2 ratra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Famelezana olona amin'ny zava-maranitra ka mahatonga azy hanana fery; fampitondrana alahelo; fampahitana loza; fanimbana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 l'action de blesser [1.3#515]
Ohatra  6  Anolatsolafana: solafana, ratraina kely ka analana nofony kely miaraka amin'io fandratrana io. [2.245#]

Fivaditsoratra  7 fanandratra, fandratrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12