|
|
|
|

Teny iditra1  miratra
Fototeny  2 ratra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny volana izay tsy boribory intsony fa efa nahabangana: Hefarana izay no fenomanana ka efa miratra ny volana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 décroître; se dit de la lune [1.3]
Ohatra  6  ny tsy mamody kosa dia amin' ny miratra volana. [1.381#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Voambolana  10  Haikintana

Fivaditsoratra  11 maratry, 12 maritra, miratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12