|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maratra |
| Fototeny | 2 ratra |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 simba
[Sihanaka]
[1.78] 5 Misy voaniavatra na rangotra ka niendaka sy kiaka ny hoditra ary loaka ny nofo: Naratra ny lohany tamin' izy nianjera tamin' ny bisikileta 6 Voa mafy, lany: Nataoko naratra ny hena, tary amin' ny vary be menâky ry Ingahy Rainikoto [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 wounded, injured
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 être blessé, meurtri
[1.8] |
| Ohatra |
9 Tandremo sao maratra!
[2.332#]
10 antsy maranitra ka izay manitsaka azy no maratra [2.346#9] |
| Kamban-teny rehetra | 11 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | maratra, 13 ramatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|