Entrée |
simba
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Misy nahavoazana ka nanjary ratsy:
Simba lahy ny tarehiny noho io ratra io ! Levona: Simban' ny havandra ny volin-dry zareo Lo: Efa simba ireto paiso ireto fa ario [1.1]
|
Explications en anglais | Spoiled [1.7]
|
Explications en français | Endommagé [1.3, 1.5]
|
| Détérioré, sali, altéré, qui a subi une perte, un tort, dégradé, défiguré [1.3]
|
| Abimé [1.3, 1.8, 1.5]
|
| Avarié [1.13, 1.5]
|
| Gâté [1.3, 1.5]
|
Exemples |
1 | Betsaka angaha ny zavatrao simba?
[2.472]
|
2 | Nosoloana fanitso ny tafo tani-manga efa simba.
[2.356]
|
|
Morphologie |
Présent : |
simba,
simban' |
Passé : |
simba,
simban' |
Futur : |
ho simba,
ho simban' |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Proverbes |
|