Entrée | 1 fanimbana (simba) |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Fanisiana ratsy mitera-pahavoazana; fisakantsakanana ny fahombiazana [1.1] |
Explications en français |
4 L'action de gâter, d’endommager, de faire tort, la cause, le moyen, le lieu [1.3#606] |
Exemples |
5 Ilaina hofehezina izy io, fa tsy avela hanohy io fanimbana ataony io. [2.445#] 6 Fampa-tahorana ahy fotsiny ve izany, mba ho fanimbana ny saiko hatahotra? [2.643#] |
Anagrammes | 7 fanambina, fanimbana |
Mis à jour le 2023/01/08 |