|
|
|
|

Teny iditra1  mpanimba
Fototeny  2 simba
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 mpandrava efa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 destructeur [1.13]
Ohatra  6  Efa maty eritreritra angamba ireo mpanimba ala ireo? [2.445#]
7  Tiako hovonoina hatrany an-karanany io tsaho mpanimba saim-bahoaka io. [2.643#]
8  Mifanohitra amin'izany aza no mitranga: izy ireo dia mamono totozy sy ireny bibikely mpanimba zavatra ireny. [2.424#]

Fivaditsoratra  9 mpanamby, mpanimba

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12