|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 simbana |
| Fototeny | 2simba |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Ampitondraina fahavoazana, ravana, levonina, rovitina, ratraina: Nosimban' Ikoto ny bokiko. / Nosimban' ny mpangalatra ny volinay.
5Ovana ho ratsy: Hosimban' ny naman-dratsy iny zanakao iny. 6Ampijalina, hétraketrahina, tsy itondrana roa: Tandremo sao simban' ialahy io zaza io mandritra ny tsy maha-eto ahy. 7Lotoina, anaovana fitondran-tena tsy mendrika: Nosimban' ny mpiasa tao antrano ilay zanany vavy. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8qu'on gâte, qu'on endommage, qu'on dégrade, qu'on défigure, qu'on tracasse, qu'on rend mauvais.
[1.3] |
| Ohatra |
9 Izao ny anan' olona avy no nosimbanareo
[2.117]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 sambany, 16 simbana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|